Fitiavana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Teny tsy afaka ao am-bava FITIAVANA
Ny tanora koa miandrandra FITIAVANA
Namana tsy mifanary
Zanaka tsy foin-dreny
Ireny dia psfizngy noho ny FITIAVANA
Ref:
Nefa ve mba fantatrao udhle ILAY FITIAVANA
Zay ambony indrindra amin'ny FITIAVANA
Ny nanolorany ny ainy ,
hanavotany anao ,
hanananao fiainam-PITIAVANA
Fantatrao ny tiany ambara hoe FITIAVANA
Fa Jesoa zay tia mizara ilay tononkira.serasera.org FITIAVANA
Ny nanolorany ny ainy ,
hanavotany anao
hanananao fiainam-PITIAVANA
2/
Ho anao voafitaky ny FITIAVANA
Ka tsy te handre intsony ny hoe FITIAVANA vpals
Tsy omena tsiny ianao ,
zahay tamin'ny toeranao ,
tsy te iherika FITIAVANA
Ref:...
Teny tsy afaka ao am-bava FITIAVANA
Ny tanora koa miandrandra FITIAVANA
Namana tsy mifanary
Zanaka tsy foin-dreny
Ireny dia psfizngy noho ny FITIAVANA
Ref:
Nefa ve mba fantatrao udhle ILAY FITIAVANA
Zay ambony indrindra amin'ny FITIAVANA
Ny nanolorany ny ainy ,
hanavotany anao ,
hanananao fiainam-PITIAVANA
Fantatrao ny tiany ambara hoe FITIAVANA
Fa Jesoa zay tia mizara ilay tononkira.serasera.org FITIAVANA
Ny nanolorany ny ainy ,
hanavotany anao
hanananao fiainam-PITIAVANA
2/
Ho anao voafitaky ny FITIAVANA
Ka tsy te handre intsony ny hoe FITIAVANA vpals
Tsy omena tsiny ianao ,
zahay tamin'ny toeranao ,
tsy te iherika FITIAVANA
Ref:...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 2835
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TJAM
Date : 28/08/2024 06:42
