MITSANGANA MIVONONA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao iehsasx izay manatrika eto
inty re misy hfatra ho anao:
atsaharo re ny sentosento,
Fa  tsy mahatonga fivoarana
Mifankatiava isika raha mbola velona
Ooo,ho hery iray tsy hay toherina(2fois)

Jesosy tompo dia nanafatra(nilaza hoe)
Mifankatiava raha mbola velona’ô.
Mitsangana  mivonona ianao e,
Hanao ny asa fanompoana.

Ho anao izay mijoro eto
Tano mafy ny finoana
Ô Mijoro ho tena sahy e
Ho mpanompo vonona tokoa
Aza mora kivikivy izany e,,,eee…
Ilay Jehovah eo hatrany.

Ny wuom fahavalo dia manenjika
Manao izay fomba tononkira.serasera.org hahasolafaka e
Tsy mba ho resy akory  tbuqug anefa ianao,
Ooo,fa minoa an’I jesosy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339