MITSANGANA MIVONONA (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay manatrika eto
inty re misy hfatra ho lozjmx tononkira.serasera.org anao:
atsaharo re ny sentosento,
Fa tsy mahatonga fivoarana
Mifankatiava isika raha mbola velona
Ooo,ho hery iray tsy hay toherina(2fois)
Jesosy tompo dia nanafatra(nilaza hoe)
Mifankatiava raha mbola velona’ô.
Mitsangana mivonona ianao wzgs e,
Hanao ny asa fanompoana.
Ho anao izay mijoro eto
Tano mafy ny finoana
Ô Mijoro ho tena sahy e
Ho mpanompo vonona tokoa
Aza mora kivikivy izany e,,,eee…
Ilay Jehovah qnvcaxdp eo hatrany.
Ny fahavalo dia manenjika
Manao izay fomba hahasolafaka e
Tsy mba ho resy akory anefa ianao,
Ooo,fa minoa an’I jesosy.
inty re misy hfatra ho lozjmx tononkira.serasera.org anao:
atsaharo re ny sentosento,
Fa tsy mahatonga fivoarana
Mifankatiava isika raha mbola velona
Ooo,ho hery iray tsy hay toherina(2fois)
Jesosy tompo dia nanafatra(nilaza hoe)
Mifankatiava raha mbola velona’ô.
Mitsangana mivonona ianao wzgs e,
Hanao ny asa fanompoana.
Ho anao izay mijoro eto
Tano mafy ny finoana
Ô Mijoro ho tena sahy e
Ho mpanompo vonona tokoa
Aza mora kivikivy izany e,,,eee…
Ilay Jehovah qnvcaxdp eo hatrany.
Ny fahavalo dia manenjika
Manao izay fomba hahasolafaka e
Tsy mba ho resy akory anefa ianao,
Ooo,fa minoa an’I jesosy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIRAY FIDERANAVisites : 2066
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fitiavana17
Date : 29/10/2017 13:23
