Tsy irery (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery aho fa eo IANAO
Tsy irery aho satria misy Anao
Tsy irery aho na inona atao
Tsy irery aho fa tia ahy IANAO

N'aiza n'aiza e! Tsy irery aho
Na mankaiza e! Tsy irery aho
Misy tononkira.serasera.org Namana aho Tsy irery aho
Misy Mpiahy aho zueeiv Tsy irery aho

Tsy irery aho....

Na marary aho zegy Tsy irery aho
Na miasa e! Tsy irery aho
Na tomany aho, Tsy irery aho
Indrindra faly e! Tsy irery aho.

Tsy irery aho.....

Marina amin'ny teniny Izy.
Mitazona izay efa nekeny.
ANDRIAMANITRA Mahery
Jeso Tompo Izy no momba ahy.

Tsy irery aho.....

A/C: Rina RAJAONARISON pyxvjf F.T.
Août 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 16/08/2026 18:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029