Raha Jesosy (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha Jesosy no ahy tsy hatahotra aho
Ka na ycpbf tomany aza tokiko Ianao
Ny onja mahery ho tony
Ny rahona mainty hisava
Fa I Jesosy Zoky no miara-dalana ahy
Raha Jesosy aro fkkosn sy kiadinao
Ny adin-tsaina maro resy hanindao
Fanilon'ny fiainanao
Andry iankinanao bggyxue koa
Tano ho sakaizanao
Ilay Jesosy Zoky re
A/C: tononkira.serasera.org Lessa B
Ka na ycpbf tomany aza tokiko Ianao
Ny onja mahery ho tony
Ny rahona mainty hisava
Fa I Jesosy Zoky no miara-dalana ahy
Raha Jesosy aro fkkosn sy kiadinao
Ny adin-tsaina maro resy hanindao
Fanilon'ny fiainanao
Andry iankinanao bggyxue koa
Tano ho sakaizanao
Ilay Jesosy Zoky re
A/C: tononkira.serasera.org Lessa B
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Visites : 160
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 14/07/2026 15:40
