Mikalo Fiderana Hira (Faneva) (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Indreto izahay Mikalo Fiderana
Hidera sy vkmusbq hankalaza ny tononkira.serasera.org Anarana
Feno fifaliana, feno haravoana
Hitory sy hanambara ny hatsaranao
Hidera an'I Jéhovah
Raha mbola miaina koa
Raha mbola amzk velona aho
Hankalaza Anao
Hidera an'I Jéhovah aho
Na eto na any ampita
Talenta izay nomenao eqpk
Hiderako Anao
Indreto izahay Mikalo Fiderana
Hidera sy vkmusbq hankalaza ny tononkira.serasera.org Anarana
Feno fifaliana, feno haravoana
Hitory sy hanambara ny hatsaranao
Hidera an'I Jéhovah
Raha mbola miaina koa
Raha mbola amzk velona aho
Hankalaza Anao
Hidera an'I Jéhovah aho
Na eto na any ampita
Talenta izay nomenao eqpk
Hiderako Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 580
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 21:47
