Mikalo Fiderana Hira (Faneva) (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Indreto izahay Mikalo Fiderana
Hidera wdroxosl sy hankalaza ny Anarana
Feno fifaliana, feno haravoana
Hitory sy hanambara ny hatsaranao
Hidera tononkira.serasera.org an'I nykz Jéhovah
Raha mbola miaina koa
Raha mbola velona aho
Hankalaza Anao
Hidera an'I ydkr Jéhovah aho
Na eto na any ampita
Talenta izay nomenao
Hiderako Anao
Indreto izahay Mikalo Fiderana
Hidera wdroxosl sy hankalaza ny Anarana
Feno fifaliana, feno haravoana
Hitory sy hanambara ny hatsaranao
Hidera tononkira.serasera.org an'I nykz Jéhovah
Raha mbola miaina koa
Raha mbola velona aho
Hankalaza Anao
Hidera an'I ydkr Jéhovah aho
Na eto na any ampita
Talenta izay nomenao
Hiderako Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 580
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 25/04/2025 21:47
