Fitsarana (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa vonona vé ianao hiatrika ny fitsarana
Fa ho avy tsy ho ela Jesosy ho avy amin'ny ora tsy ho ampoizinao
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry anao Ilay Tompo tsara
Ref:
Mandalo izany fiainana an-tany tononkira.serasera.org
(Mandalo)
Mandalo sy miserana ihany
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry anao Ilay Tompo tsara
Ianao anie ka mpandova
Nefa indrisy toa lavon'ny ota
Sodrian-tory, variana, sonenina
Miverena fa sao dia hanenina
Ho anao manao ampitso lava
Sao ity re kdsmlqgu no mba antso farany
Hiverenana an-dapan'ny Ray
Fa miandry kstm anao ny mandrakizay nywbqh
Fa ho avy tsy ho ela Jesosy ho avy amin'ny ora tsy ho ampoizinao
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry anao Ilay Tompo tsara
Ref:
Mandalo izany fiainana an-tany tononkira.serasera.org
(Mandalo)
Mandalo sy miserana ihany
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry anao Ilay Tompo tsara
Ianao anie ka mpandova
Nefa indrisy toa lavon'ny ota
Sodrian-tory, variana, sonenina
Miverena fa sao dia hanenina
Ho anao manao ampitso lava
Sao ity re kdsmlqgu no mba antso farany
Hiverenana an-dapan'ny Ray
Fa miandry kstm anao ny mandrakizay nywbqh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 494
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 29/04/2025 19:10
