Vonjeo re (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonjeo re
Ny olonao izay mitalaho
Aminao Tompo ô !

Henoinao ny antso
Izay mitalaho ety tononkira.serasera.org an-tany
Fa manantena vonjy
Avy aminao

Miteniteny foana
Ireo mpanaratsy blcmpp Anao
Tsy jlmwuyre ampy finoana izy
Ka tsinjovy re

Miteniteny foana
Ireo tsy mahalala Anao
Ka tolory vonjy wvgkle
Avy aminao

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 15:10)
Andrimanitra no Mpamonjy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315