Tongava Ianao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongava xpgnqu Ianao ry Tompo Andriamanitray
Tongava Ianao hamerina indray
Ny fombanao, ny fiainanao, ireo anatrao
Tongava Ianao mba hampianatra anay
Tongava tononkira.serasera.org Ianao Kristy mba ho anay
Tongava Ianao fa vonona izahay
Ny fombanao, ny fiainanao, ireo anatrao
Tongava Ianao mba xfexx hampianatra indray
Tongava Ianao Kristy hamonjy anay
Ireo hadalana, fahotana hatramin’izay
Esory aminay mba ho afaka izahay
Tongava Ianao fa reraka izahay
Tongava Ianao Kristy ho herinay
Ireo fahagagana nataonao hatrizay
Ny sandrinao, ny tananao, ny feonao
Tongava Ianao hanasitrana anay
Tongava Ianao ô ry Tompo zokinay
Ny tenanao, vatanao iray manontolo
No tianay indray hiseho anatrehanay
Tongava Ianao hamangivangy anay
Tongava Ianao ry Tompo zokinay
Tongava ucohqmp ianao mba hanatrika anay
Ny endrikao, ny tavanao mba ho tsapanay
Tongava Ianao zoky ô ho tokinay
Tongava Ianao hamerina indray
Ny fombanao, ny fiainanao, ireo anatrao
Tongava Ianao mba hampianatra anay
Tongava tononkira.serasera.org Ianao Kristy mba ho anay
Tongava Ianao fa vonona izahay
Ny fombanao, ny fiainanao, ireo anatrao
Tongava Ianao mba xfexx hampianatra indray
Tongava Ianao Kristy hamonjy anay
Ireo hadalana, fahotana hatramin’izay
Esory aminay mba ho afaka izahay
Tongava Ianao fa reraka izahay
Tongava Ianao Kristy ho herinay
Ireo fahagagana nataonao hatrizay
Ny sandrinao, ny tananao, ny feonao
Tongava Ianao hanasitrana anay
Tongava Ianao ô ry Tompo zokinay
Ny tenanao, vatanao iray manontolo
No tianay indray hiseho anatrehanay
Tongava Ianao hamangivangy anay
Tongava Ianao ry Tompo zokinay
Tongava ucohqmp ianao mba hanatrika anay
Ny endrikao, ny tavanao mba ho tsapanay
Tongava Ianao zoky ô ho tokinay
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 6
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:21
