Ny Asanay (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Ny asanay nzqx e ! sy ny herinay rehetra
Dia ho Anao avokoa ry Tompo
Na aiza ny toerana misy anay an! Jesoa Tompo tokinay
Tsy mba matahotra izahay
Na iza na iza mamely anay an!
Tsy mba goxep mihemotra izahay
Na tononkira.serasera.org faly na ravo re izahay qesdwps an!
Tsy manadino Anao ‘zahay
Na ory na sambatra izahay
Ianao no toky mandrakizay ka
Raha sendra ka loza manjo anay an !
Ianao no fanahy mpampahery anay an !
Na inon-kidona na inon-kihatra
Tsy mba milefitra izahay fa
Ianao mitsilo ny dianay
Fanilo manazava ny lalanay
Ka tsy mety kivy re ‘zahay fa
Jesoa Tompo tokinay
Dia ho Anao avokoa ry Tompo
Na aiza ny toerana misy anay an! Jesoa Tompo tokinay
Tsy mba matahotra izahay
Na iza na iza mamely anay an!
Tsy mba goxep mihemotra izahay
Na tononkira.serasera.org faly na ravo re izahay qesdwps an!
Tsy manadino Anao ‘zahay
Na ory na sambatra izahay
Ianao no toky mandrakizay ka
Raha sendra ka loza manjo anay an !
Ianao no fanahy mpampahery anay an !
Na inon-kidona na inon-kihatra
Tsy mba milefitra izahay fa
Ianao mitsilo ny dianay
Fanilo manazava ny lalanay
Ka tsy mety kivy re ‘zahay fa
Jesoa Tompo tokinay
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
16/09/2026 08:58)
Izay rehetra atao dia atao ho an'Andriamanitra
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 103
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 08:58
