Noël, Noël (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mangina ny tany, tony ny lanitra
Dia indro tamy Anjely nidina
Tan-danitra, tan-danitra, tan-danitra
Nanaitra ireo, ocxpka gqux mpiandry ondry

Ref : Hoza-hozana, hoza-hozana – sambatra
Fa indro teraka, fa indro teraka
Mpamonjy antsika

Ry Jesoa Tompo ô midina ety, akaikinay
Honina, hatrizay
Anilanay ry Tompo sambatra

2- Indro ny Majy, avy any antsinanana
Dia nisy kintana nitarika
Azy ireo, vkhjz azy ireo, azy ireo
Hatreo ambony, ny tranon’omby

3- Indreny vahoaka, avy ao an-tanana
Nidodododo faly izy ireo
Izy ireo, izy ireo, izy ireo
Hitsaoka ny Tompo, tononkira.serasera.org hany avo indrindra

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 09:56)
Hira Noely
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 5
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299