Nidina avy taminao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nidina avy taminao
Ny havanay
Dia miverina aminao indray ixsk e !
F’izany no anjaranay
Nisara-monina izahay e !
Fa ny havanay
Nantsoinao ka lasa e !
Honina eo anilanao
Ry Tompo ô !
Mahatsiaro e !
Ny havanay ‘zahay e !
Mirary soa ho azy
Mivavaka
Niakatra any an-danitra any e tononkira.serasera.org !
Ny havanay
Hivavaka ho any e hagmc butd !
Havana nilaozany
Henoy re ry Tompo
Ny vavaka hiraisanay
Ny havanay
Dia miverina aminao indray ixsk e !
F’izany no anjaranay
Nisara-monina izahay e !
Fa ny havanay
Nantsoinao ka lasa e !
Honina eo anilanao
Ry Tompo ô !
Mahatsiaro e !
Ny havanay ‘zahay e !
Mirary soa ho azy
Mivavaka
Niakatra any an-danitra any e tononkira.serasera.org !
Ny havanay
Hivavaka ho any e hagmc butd !
Havana nilaozany
Henoy re ry Tompo
Ny vavaka hiraisanay
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:18
