Nidina avy taminao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nidina avy iaeoakd taminao
Ny havanay
Dia miverina aminao indray e !
F’izany no anjaranay

Nisara-monina izahay e !
Fa ny havanay
Nantsoinao ka lasa e !
Honina eo anilanao

Ry Tompo ô !
Mahatsiaro e !
Ny havanay ‘zahay e !
Mirary khougr stulnsd soa ho azy
Mivavaka

Niakatra any an-danitra any e !
Ny havanay
Hivavaka ho any e tononkira.serasera.org !
Havana nilaozany
Henoy re ry Tompo
Ny vavaka hiraisanay

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 15:19)
Ho an'ny havana nodimandry
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375