Nidina avy taminao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nidina avy taminao
Ny havanay
Dia tononkira.serasera.org miverina aminao indray e !
F’izany no anjaranay

Nisara-monina izahay e !
Fa ny havanay
Nantsoinao ka lasa e !
Honina eo anilanao

Ry Tompo ô !
Mahatsiaro e !
Ny havanay ‘zahay e oswgppd !
Mirary soa ho azy
Mivavaka

Niakatra any an-danitra any fchbuo e !
Ny havanay
Hivavaka ho any vjbienfk e !
Havana nilaozany
Henoy re ry Tompo
Ny vavaka hiraisanay

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 15:19)
Ho an'ny havana nodimandry
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1249