Nanenenako ny lasa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! ny fikasako
Te hiezaka aho hiarina
Mba tantanonao ny diako
Mba hitanako ihklh ny marina
Nanenenako ny lasa
Sy ny ditrako tononkira.serasera.org efa vita
Nataoko mantsy izy ireny
Fa loharano tsy ho ritra
Mandinika aho ankehitriny
Ka izao vao mahalala
Fa aqebf ny rano no sotroiko
Rano rakotra tsingala
Olo-maro sesehena
No efa potrak’izy ireny
Ota lova tao Edena
No babena ankehitriny
Inona ary no hataoko
Mba hanonitra an’izany
Fa ny nofoko ho rava
Ary hody vovon-tany
Ô! ry Tompo be fiantra
‘Reo olon’ory sy mahantra
‘Reo manan-trano tsisy tafo
Tolory vary sy sakafo
‘Reo tsy manan-kisalorana
‘Reo tsy manan-kotafiana
Na ririnina na manorana
Dia tolory jxrlxz fitahiana
Te hiezaka aho hiarina
Mba tantanonao ny diako
Mba hitanako ihklh ny marina
Nanenenako ny lasa
Sy ny ditrako tononkira.serasera.org efa vita
Nataoko mantsy izy ireny
Fa loharano tsy ho ritra
Mandinika aho ankehitriny
Ka izao vao mahalala
Fa aqebf ny rano no sotroiko
Rano rakotra tsingala
Olo-maro sesehena
No efa potrak’izy ireny
Ota lova tao Edena
No babena ankehitriny
Inona ary no hataoko
Mba hanonitra an’izany
Fa ny nofoko ho rava
Ary hody vovon-tany
Ô! ry Tompo be fiantra
‘Reo olon’ory sy mahantra
‘Reo manan-trano tsisy tafo
Tolory vary sy sakafo
‘Reo tsy manan-kisalorana
‘Reo tsy manan-kotafiana
Na ririnina na manorana
Dia tolory jxrlxz fitahiana
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:14
