Iaveh no ianteherako (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iaveh no ianteherako sady andrin’ny fiainako
Vatolampy iankinako na mahantra am-panahy aho
Ka na zovy hialona sy hanenjika mazàna
Andriamanitra ô Ianao e no efa monina ato anatiko
vxvp
Mba tantano ny fanahiko izany ihany no angatahiko
Fa miantsoantso anio Ô rdbr sambatra izay enjehina
Indro atopiko aminao ny masoko mipitra irery
Ahirato sy ambeno, hifankatia am-pahavalo

Ka tononkira.serasera.org na zovy hialona sy hanenjika nloyb mazàna

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 132
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:31