Fanompoana dia hasina (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanompoana dia hasina
Ohatra nomen’ny Tompontsika
Fanompoana dia hasina
Didim-pitiavana ho antsika

Eny Tompo ô !
Hifanompo izahay
Hifankatia cwxxt izahay
Fa mpianatrao

Fanompoana dia hasina
Ka ny vmqjkgwb lehibe re no mpanompo
Fanompoana dia tononkira.serasera.org hasina
Anatra nomen’ny vtwqi Tompo antsika

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 15:06)
Hafatry ny Tompo ny ifankatiavantsika
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325