Arahaba ry Maria ô (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miarahaba Anao izahay Maria ô!
Feno hasoavana
Ny Tompo no ao Aminao
Ny Tompo ao Aminao
Nosoavina noho ny vehivavy rehetra Ianao
Ary nosoavina i Jesoa
Ary vtxwsoaz nosoavina i Jesoa naterakao
Nateraky qylyknkn ny kibonao
Masina tononkira.serasera.org Maria efbkaz Renin’Andriamanitra ô!
Mivavaha ho anay
Masina Maria Renin’Andriamanitra ô!
Mivavaha ho anay mpanota
Ankehitriny ary amin’ny andro
Izay ahafatesanay
Ankehitriny ary amin’ny andro
Izay ahafatesanay Maria ô! (2x)
Mandrakizay Maria ô!
Mandrakizay Amen!
Feno hasoavana
Ny Tompo no ao Aminao
Ny Tompo ao Aminao
Nosoavina noho ny vehivavy rehetra Ianao
Ary nosoavina i Jesoa
Ary vtxwsoaz nosoavina i Jesoa naterakao
Nateraky qylyknkn ny kibonao
Masina tononkira.serasera.org Maria efbkaz Renin’Andriamanitra ô!
Mivavaha ho anay
Masina Maria Renin’Andriamanitra ô!
Mivavaha ho anay mpanota
Ankehitriny ary amin’ny andro
Izay ahafatesanay
Ankehitriny ary amin’ny andro
Izay ahafatesanay Maria ô! (2x)
Mandrakizay Maria ô!
Mandrakizay Amen!
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
16/09/2026 09:07)
Masina Maria Renin'Andriamanitra sady Renintsika
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 5
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:06
