Arahaba ry Maria ô (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miarahaba Anao izahay Maria ô!
Feno hasoavana
Ny nrpetfao Tompo no ao Aminao
Ny Tompo ao Aminao
Nosoavina nlzklhm noho ny vehivavy tononkira.serasera.org rehetra Ianao
Ary nosoavina i Jesoa
Ary nosoavina i Jesoa naterakao
Nateraky ny kibonao

Masina Maria Renin’Andriamanitra ô!
Mivavaha ho mcsuyq anay
Masina Maria Renin’Andriamanitra ô!
Mivavaha ho anay mpanota
Ankehitriny ary amin’ny andro
Izay ahafatesanay
Ankehitriny ary amin’ny andro
Izay ahafatesanay Maria ô! (2x)
Mandrakizay Maria ô!
Mandrakizay Amen!

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 09:07)
Masina Maria Renin'Andriamanitra sady Renintsika
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364