Arahaba ry Maria ô (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miarahaba Anao izahay Maria ô!
Feno hasoavana
Ny Tompo no ao Aminao
Ny Tompo ao Aminao
Nosoavina noho ny vehivavy rehetra Ianao
Ary nosoavina i Jesoa
Ary nosoavina tononkira.serasera.org i Jesoa naterakao
Nateraky ny ioux kibonao

Masina Maria Renin’Andriamanitra ô!
Mivavaha ho anay
Masina aepjeg Maria Renin’Andriamanitra ô!
Mivavaha ho anay mpanota
Ankehitriny ary amin’ny andro
Izay ahafatesanay
Ankehitriny ary medxutbd amin’ny andro
Izay ahafatesanay Maria ô! (2x)
Mandrakizay Maria ô!
Mandrakizay Amen!

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 09:07)
Masina Maria Renin'Andriamanitra sady Renintsika
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418