Andriamanitra ô! itokianay (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! itokianay
Arovy lalandava izahay zanakao
Ny fiainanay ety
Salovan-drahona
Hakiviana fnkc sy tomany
No mba hany anjara ô !
Nefa raha tsy Anao Andriamanitra ô !
Mpamonjy be fitia any an-danitra any
Andriamanitra ô ! (beso)
Olo-maro sesehena
No efa tononkira.serasera.org lasana any
Mitady ilay paradisa
Mankany amin’ilay Ray ô !
Raha tojom-pahoriana
Andriamanitra joehqzf ô !
Mifendrofendro hatrany
Ny miantso Anao
Andriamanitra ô ! (feo) sygpunin
Arovy lalandava izahay zanakao
Ny fiainanay ety
Salovan-drahona
Hakiviana fnkc sy tomany
No mba hany anjara ô !
Nefa raha tsy Anao Andriamanitra ô !
Mpamonjy be fitia any an-danitra any
Andriamanitra ô ! (beso)
Olo-maro sesehena
No efa tononkira.serasera.org lasana any
Mitady ilay paradisa
Mankany amin’ilay Ray ô !
Raha tojom-pahoriana
Andriamanitra joehqzf ô !
Mifendrofendro hatrany
Ny miantso Anao
Andriamanitra ô ! (feo) sygpunin
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:11
