Andriamanitra ô! itokianay (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! itokianay
Arovy lalandava izahay zanakao

Ny fiainanay tononkira.serasera.org vsvgxy ety
Salovan-drahona
Hakiviana sy tomany
No mba hany anjara ô !
Nefa raha tsy qbycerdj Anao Andriamanitra ô !
Mpamonjy be fitia any an-danitra any
Andriamanitra ô ! (beso)

Olo-maro sesehena
No efa lasana wlzqh any
Mitady ilay paradisa
Mankany amin’ilay Ray ô !
Raha tojom-pahoriana
Andriamanitra ô !
Mifendrofendro hatrany
Ny miantso Anao

Andriamanitra ô ! (feo)

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 15:11)
Andriamanitra no toky
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298