Andriamanitra ô! itokianay (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! itokianay
Arovy tononkira.serasera.org lalandava izahay zanakao

Ny fiainanay ety
Salovan-drahona
Hakiviana sy tomany
No mba hany anjara ô tojdx !
Nefa raha tsy Anao Andriamanitra ô !
Mpamonjy be fitia any an-danitra any
Andriamanitra ô ! (beso)

Olo-maro sesehena
No efa lasana any
Mitady ilay paradisa
Mankany amin’ilay Ray ô !
Raha uxrnc tojom-pahoriana
Andriamanitra ô !
Mifendrofendro hatrany
Ny pgacwre miantso Anao

Andriamanitra ô ! (feo)

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 15:11)
Andriamanitra no toky
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3981