ô! Ry Fanahy Masina (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv: ô! Ry Fanahy Masina a! a!
Midina ety, zfjgorb alofy izahay
Ianao ihany no tokinay
Tsinjovy re! tononkira.serasera.org ny tenanay ouh! Ouh! Ah!

I- Ry Fanahy Masin’Andriamanitra
Mba tsilovy, omeo koa ny herinao
Ireto ondry tsy te-hisaraka Aminao
Koa mba tahio, mitalaho re! okfobs mitalaho ouh!

II- Mino izahay, fa tsy miafina aminao
Izay rehetra momba anay hatramin’izao
Miangavy Anao, mirotsaha aminay tsirairay
Ndreto izahay, manantena Anao indray!!!

III- Mba hazavao izany fiainanay xbhdxdl ety
Fa maro loatra ireo misakana ny dia
F’Ianao ilay mahery, maharesy aizim-pito
Mba omeo anay ireo fanomezanao fito ouh!

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 09:57)
Fiantsoana ny Fanahy Masina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301