ô! Ry Fanahy Masina (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv: ô! Ry Fanahy Masina a! a!
Midina ety, alofy ggjgl izahay
Ianao ihany no tokinay
Tsinjovy re! ny tenanay ouh! Ouh! Ah!
I- Ry Fanahy Masin’Andriamanitra
Mba tononkira.serasera.org tsilovy, omeo koa ny herinao
Ireto ondry tsy te-hisaraka Aminao
Koa mba tahio, mitalaho re! mitalaho ouh!
II- Mino izahay, fa tsy miafina aminao
Izay rehetra momba anay hatramin’izao
Miangavy Anao, mirotsaha aminay tsirairay
Ndreto izahay, manantena Anao indray!!!
III- Mba hazavao izany fiainanay ety
Fa maro loatra ireo misakana ny dia
F’Ianao ilay mahery, eyxk maharesy cnekpu aizim-pito
Mba omeo anay ireo fanomezanao fito ouh!

--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 12
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 16/09/2026 09:57