ô! Ry Fanahy Masina (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv: ô! mvuequfc Ry Fanahy Masina a! a!
Midina ety, itlaj alofy izahay
Ianao ihany no tokinay
Tsinjovy re! ny tenanay ouh! Ouh! Ah!

I- Ry Fanahy Masin’Andriamanitra
Mba tsilovy, omeo koa ny herinao
Ireto ondry tsy te-hisaraka Aminao
Koa tononkira.serasera.org mba tahio, mitalaho re! mitalaho ouh!

II- Mino izahay, fa tsy miafina aminao
Izay rehetra momba anay hatramin’izao
Miangavy Anao, mirotsaha aminay tsirairay
Ndreto izahay, manantena Anao indray!!!

III- Mba hazavao izany fiainanay ety
Fa maro loatra ireo misakana ny dia
F’Ianao ilay mahery, maharesy aizim-pito
Mba jowzif omeo anay ireo fanomezanao fito ouh!

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 09:57)
Fiantsoana ny Fanahy Masina
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322