You are here: home > Tononkira > Lolo sy ny tariny

Taiza ianao? (Lolo sy ny tariny)

Taiza ianao tamin’ny ora nidona
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty efa biby
Eh ty foko efa mihidy

Taiza ianao fony aho reraka
No izao vao hitononkira.serasera.orgbebaka
Izaho tsy Tompo ivavahana
K’hizara famelana

Ny akanjoko jereo mazàna
Misy fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao mafana
Fa vao eo izy no lasa
Fa vao eo izy no lasa

Mpihira : Lolo sy ny tariny
Mpamaky : 9192
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Ndrianja
Tamin'ny : 27/01/2002 14:56:18
ID : 506

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy