Tsy miraika (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hanadino anao tsy haiko
Raha ny foko foana no mibaiko
Satriko aza hahita anao
Fa maika aho
Tena maika ny ho eo anilanao
Saingy efa ela loatra
’Lay foko no nitroatra
Tsy niahotra ny ho tia anao
Anefa tsy miraika
Tsy mba maika ny ho eo anilako ianao
Tsy hiandry valiny tononkira.serasera.org aho
Tsy glwkv hiandrandra tambiny aho
Fa efa fantatro ankehitriny
Fa tsy miraika
Tsy kgij mba maika ny ho eo anilako ianao
Ka aleo aho hisaona lwmzxop ny anaranao
Avelao aho hino hoe foana ny fitiavanao
Mora hanadinoko anao
Mba tsy hanantenako anao
Raha ny foko foana no mibaiko
Satriko aza hahita anao
Fa maika aho
Tena maika ny ho eo anilanao
Saingy efa ela loatra
’Lay foko no nitroatra
Tsy niahotra ny ho tia anao
Anefa tsy miraika
Tsy mba maika ny ho eo anilako ianao
Tsy hiandry valiny tononkira.serasera.org aho
Tsy glwkv hiandrandra tambiny aho
Fa efa fantatro ankehitriny
Fa tsy miraika
Tsy kgij mba maika ny ho eo anilako ianao
Ka aleo aho hisaona lwmzxop ny anaranao
Avelao aho hino hoe foana ny fitiavanao
Mora hanadinoko anao
Mba tsy hanantenako anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 3326
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERY
Daty : 17/02/2002 07:01
