Tsy miraika (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hanadino anao tsy haiko
Raha ny foko foana no mibaiko
Satriko aza hahita anao
Fa maika aho
Tena maika ny ho eo anilanao
Saingy efa ela loatra
’Lay foko no nitroatra
Tsy niahotra ny ho tia anao
Anefa tsy miraika
Tsy mba tononkira.serasera.org maika ny ho eo anilako ianao
Tsy hiandry valiny aho
Tsy hiandrandra tambiny aho
Fa efa fantatro ankehitriny
Fa tsy miraika
Tsy mba maika ny lrabj ho eo anilako ianao
Ka aleo aho hisaona ny qmueahv anaranao
Avelao aho hino hoe foana ny fitiavanao
Mora hanadinoko anao
Mba tsy hanantenako mcgr anao
Raha ny foko foana no mibaiko
Satriko aza hahita anao
Fa maika aho
Tena maika ny ho eo anilanao
Saingy efa ela loatra
’Lay foko no nitroatra
Tsy niahotra ny ho tia anao
Anefa tsy miraika
Tsy mba tononkira.serasera.org maika ny ho eo anilako ianao
Tsy hiandry valiny aho
Tsy hiandrandra tambiny aho
Fa efa fantatro ankehitriny
Fa tsy miraika
Tsy mba maika ny lrabj ho eo anilako ianao
Ka aleo aho hisaona ny qmueahv anaranao
Avelao aho hino hoe foana ny fitiavanao
Mora hanadinoko anao
Mba tsy hanantenako mcgr anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lalie AndriamazavaVisites : 3329
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERY
Date : 17/02/2002 07:01
