Mbola fay (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
meor Mbola tsy adino ihany ve
’Lay tantaranareo efa ela be
No misalasala ianao hilaza hoe
Tia ahy !

Fantaro anefa f’izaho
Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao
Mandrakizay raha mbola azoko atao
Ho tia anao !

Fay, tononkira.serasera.org tena mbola fay ianao
Ka tsy sahy mirobodroboka !
Ny fonao anefa
EFa re midobodoboka
Ho ahy, ho hxsot ahy irery !

Talohako, hoy ianao
Nisy tantara anankiray ubomyl izay
Toa mbola tsaroanao ihany indraindray manadala...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lalie Andriamazava
Hits : 5052
Likes : 0 Like
Created by : HERY
Date : 17/02/2002 07:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481