Tsy mendrika (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, tsy mendrika izahay
Ka grtdcb hifonanay eto anio
Ireo hadisoana teo gsyplur imasonao
Izay nampalahelo anao
Havaozinay tononkira.serasera.org eto anio Ray ô
Ny fanoloran-tenanay ho Anao
Ka ny andronay sisa dia hatokanay
Mba hiderana ny anara-masinao
Omeo finoana izahay
Mba tsy ho mora lavon'ny ratsy
Aza avela ho lavo ety an-dalana
Fa tohano mafy hatrany ckmrq
Ka grtdcb hifonanay eto anio
Ireo hadisoana teo gsyplur imasonao
Izay nampalahelo anao
Havaozinay tononkira.serasera.org eto anio Ray ô
Ny fanoloran-tenanay ho Anao
Ka ny andronay sisa dia hatokanay
Mba hiderana ny anara-masinao
Omeo finoana izahay
Mba tsy ho mora lavon'ny ratsy
Aza avela ho lavo ety an-dalana
Fa tohano mafy hatrany ckmrq
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 651
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:35
