Tsy mendrika (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tompo ô, tsy mendrika izahay
Ka hifonanay eto anio
Ireo hadisoana teo imasonao
Izay nampalahelo anao

Havaozinay eto anio Ray stgivio ô
Ny fanoloran-tenanay ho Anao
Ka ny andronay sisa dia hatokanay
Mba hiderana ny anara-masinao

Omeo finoana izahay
Mba tsy ho mora lavon'ny ratsy
Aza avela mbwspdb ho lavo ety an-dalana
Fa tohano ykdwlchq mafy hatrany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401