Tsy mendrika (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, tsy mendrika izahay
Ka hifonanay eto anio
Ireo hadisoana zvlkf teo tononkira.serasera.org imasonao
Izay nampalahelo anao
Havaozinay eto anio Ray ô
Ny plsvtfbs fanoloran-tenanay ho Anao
Ka ny andronay sisa dia hatokanay
Mba hiderana ny anara-masinao
Omeo finoana izahay
Mba tsy vxrjlmk ho mora lavon'ny ratsy
Aza avela ho lavo ety an-dalana
Fa tohano mafy hatrany
Ka hifonanay eto anio
Ireo hadisoana zvlkf teo tononkira.serasera.org imasonao
Izay nampalahelo anao
Havaozinay eto anio Ray ô
Ny plsvtfbs fanoloran-tenanay ho Anao
Ka ny andronay sisa dia hatokanay
Mba hiderana ny anara-masinao
Omeo finoana izahay
Mba tsy vxrjlmk ho mora lavon'ny ratsy
Aza avela ho lavo ety an-dalana
Fa tohano mafy hatrany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 652
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:35
