Tompo tia (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo tia o izao no zava-kendreko
Raha mbola miaina aho ray o dia ekeko
ny hanasoa ity tany nomenao ahy
Amin'ny herim-poko sy saina e, ary koa bdeaapnl fanahy
O tolory fahendrena aho mbay lalana
mba hahaizako manompo gqgbkj tanindrazana
zay no fikasana sy ezaka atao
raiso Tompo o mba tahio e tononkira.serasera.org sy arovinao
Mbola maro anie ireo mijaly sy ory
Tsy mba misy izay mampifaly azy akory
Ao maef ireo mijaly ara-nofo fanahy
Vonton-tsento lava izy ireny ka mangahiahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 582
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:37