Tompo tia (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo tia o izao no zava-kendreko
Raha amucat mbola miaina aho ray o dia ekeko
ny hanasoa ity tany nomenao ahy
Amin'ny herim-poko sy saina eeua e, ary koa fanahy
O tolory fahendrena aho mbay lalana
mba hahaizako manompo tanindrazana
zay no fikasana sy ezaka atao
raiso Tompo o mba tahio e sy arovinao
Mbola maro anie ireo mijaly sy tononkira.serasera.org ory
Tsy mba misy izay mampifaly azy akory
Ao ireo ungeaffo mijaly ara-nofo fanahy
Vonton-tsento lava izy ireny ka mangahiahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 585
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:37