Tompo tia (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo tia o izao fuawso no zava-kendreko
Raha mbola miaina aho ray o dia ekeko
ny hanasoa ity tany nomenao ahy
Amin'ny herim-poko sy tononkira.serasera.org saina e, ary koa fanahy

O tolory fahendrena aho mbay lalana
mba hahaizako manompo tanindrazana
zay no fikasana sy ezaka atao
raiso Tompo o mba tahio e sy arovinao

Mbola maro anie ireo mijaly sy ory
Tsy mba misy izay mampifaly azy akory
Ao klxc ireo mijaly ara-nofo fanahy
Vonton-tsento lava hgnvsg izy ireny ka mangahiahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394