Tano mafy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Mpanjaka Mahery Ianao
No mpamonjy sy mpanavotra anay
Miorena tsara aza miova ianao
Tano hifikiro fa Jesosy tsy mandao
Reseo raha ny ota halaviro izao
Tano mafy izay afafy ho anao
Ireo fahotana sy heloka be
Tompo o mba avelao, mba havelao
Izy irery ihany Jeso no ampinga anao
Sady mpanazava no mpitantana anao
Ka ny fo fzkszk maloto ho sasany izao
Ka hanjary fo madio sy vaovao
Fanahy o mba tsilovy ny lalanay
fa osa sy reraka izahay
Raha ny faniriako tsy hisaraka tononkira.serasera.org aminao
na ho mandramaty Jeso bwpos tano hatrizao
vonona aho dpmsq hisedra ka hanaraka anao
vonona aho, vonona aho Tompo o
No mpamonjy sy mpanavotra anay
Miorena tsara aza miova ianao
Tano hifikiro fa Jesosy tsy mandao
Reseo raha ny ota halaviro izao
Tano mafy izay afafy ho anao
Ireo fahotana sy heloka be
Tompo o mba avelao, mba havelao
Izy irery ihany Jeso no ampinga anao
Sady mpanazava no mpitantana anao
Ka ny fo fzkszk maloto ho sasany izao
Ka hanjary fo madio sy vaovao
Fanahy o mba tsilovy ny lalanay
fa osa sy reraka izahay
Raha ny faniriako tsy hisaraka tononkira.serasera.org aminao
na ho mandramaty Jeso bwpos tano hatrizao
vonona aho dpmsq hisedra ka hanaraka anao
vonona aho, vonona aho Tompo o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:24
