Sarotra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarotra e tononkira.serasera.org ny lalana mizotra makany
Indrindra fa ho an' ireo maka mamy ny tany
Ety dia ety tsy mora na koa migidana
Nefa tokana lalantery tsy maintsy ombana

Lakolosy bytc izao fa maneno sy manakoako
Moa henonao fa mitaona sy mbola miantso
Miverena re ka lmdtvn modia modia @zay
Fa efa miandry anao ilay fonenana mandrakizay

Mamiko sy iriko ny ho tafaray
Tena satriko e feagwjx ny iara-honina amin'ny Ray
Ny finoako anefa mbola zaza tsy mahasara-dreny
Mora reraka ka maniry mba hisy mpijery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1641