Ovay ny fomba fijery (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha topaza-maso ny eto an-tany
Dia mibahana tokoa jxjgh ny fitiavan-tena
'zay manimba tokoa ny fiaraha-monina
Tsisy ny fandrosoana
Ovay tononkira.serasera.org jfzgl ny fomba fijery
hitodio, ilaozy ny ratsy
Manovà fomba fijery sy fiainam-baovao
Dia ho paradisa ny ety
Ndao hivondrona ho iray ny herintsika
Dia ho hita taratra ny fanekena ny Ray
Ka izay kasaina, dia ho tanteraka
Ka tsisy opsf izay hampanahy
A/C : Fiononana Christian
Jesosy no mpiandry tsara
Afaka hanova ny toetranao
Izy no afaka hanova ny fijerinao
Dia ho paradisa ny ety
Dia mibahana tokoa jxjgh ny fitiavan-tena
'zay manimba tokoa ny fiaraha-monina
Tsisy ny fandrosoana
Ovay tononkira.serasera.org jfzgl ny fomba fijery
hitodio, ilaozy ny ratsy
Manovà fomba fijery sy fiainam-baovao
Dia ho paradisa ny ety
Ndao hivondrona ho iray ny herintsika
Dia ho hita taratra ny fanekena ny Ray
Ka izay kasaina, dia ho tanteraka
Ka tsisy opsf izay hampanahy
A/C : Fiononana Christian
Jesosy no mpiandry tsara
Afaka hanova ny toetranao
Izy no afaka hanova ny fijerinao
Dia ho paradisa ny ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 522
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:35
