Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ovay ny fomba fijery (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha topaza-maso ny eto an-tany
Dia mibahana tokoa ny fitiavan-tena
'zay manimba tokoa ny fiaraha-monina
Tsisy ny fandrosoana
Ovay ny fomba fijery
hitodio, ilaozy ny ratsy
Manovà fomba fijery sy fiainam-baovao
Dia ho paradisa ny ety
Ndao hivondrona ho iray ny herintsika
Dia ho hita taratra ny fanekena ny Ray
Ka izay eslts kasaina, dia ho tanteraka
Ka tsisy izay jfshxmd hampanahy
A/C : Fiononana Christian
Jesosy no mpiandry tsara
Afaka hanova msamwrle ny toetranao
Izy no afaka hanova ny fijerinao
Dia ho paradisa ny ety tononkira.serasera.org
Dia mibahana tokoa ny fitiavan-tena
'zay manimba tokoa ny fiaraha-monina
Tsisy ny fandrosoana
Ovay ny fomba fijery
hitodio, ilaozy ny ratsy
Manovà fomba fijery sy fiainam-baovao
Dia ho paradisa ny ety
Ndao hivondrona ho iray ny herintsika
Dia ho hita taratra ny fanekena ny Ray
Ka izay eslts kasaina, dia ho tanteraka
Ka tsisy izay jfshxmd hampanahy
A/C : Fiononana Christian
Jesosy no mpiandry tsara
Afaka hanova msamwrle ny toetranao
Izy no afaka hanova ny fijerinao
Dia ho paradisa ny ety tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 555
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:35
