Ovay ny fomba fijery (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lbpaknaz Raha topaza-maso ny eto an-tany
Dia mibahana tokoa jkxco ny fitiavan-tena
'zay manimba tokoa ny fiaraha-monina
Tsisy ny fandrosoana
Ovay ny fomba fijery
hitodio, ilaozy ny pwjke ratsy
Manovà fomba fijery sy fiainam-baovao
Dia ho paradisa ny ety
Ndao hivondrona ho iray ny herintsika
Dia ho hita taratra ny fanekena ny Ray
Ka izay kasaina, dia ho tanteraka
Ka tsisy tononkira.serasera.org izay hampanahy
A/C : Fiononana Christian
Jesosy no mpiandry tsara
Afaka hanova ny toetranao
Izy no afaka hanova ny fijerinao
Dia ho paradisa ny ety
Dia mibahana tokoa jkxco ny fitiavan-tena
'zay manimba tokoa ny fiaraha-monina
Tsisy ny fandrosoana
Ovay ny fomba fijery
hitodio, ilaozy ny pwjke ratsy
Manovà fomba fijery sy fiainam-baovao
Dia ho paradisa ny ety
Ndao hivondrona ho iray ny herintsika
Dia ho hita taratra ny fanekena ny Ray
Ka izay kasaina, dia ho tanteraka
Ka tsisy tononkira.serasera.org izay hampanahy
A/C : Fiononana Christian
Jesosy no mpiandry tsara
Afaka hanova ny toetranao
Izy no afaka hanova ny fijerinao
Dia ho paradisa ny ety
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 524
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:35
