Ny ran'ny Zanak'ondry (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

Ny ran'ny zanak'ondry no voatokana hamonjy
Ny olona rehetra n'iza n'iza tsisy fetra
Izy no liona sy solofon'i Davida
Ilay mahery izay niantso hoe: Vita

Maty telo andro telo alina ny Tompo
Maizina ny tany horohoro sy tomany
Nefa dia nitsangana ny TTsiky dia ampyompo avy eo
Nofo amandrĂ  ary feo

Fa Jesosy voasatroka tsilo
Indro efa natao ho fanilo
Na nolefonina sy nalambaraka
Dia efa nandresy ny andro Paka

O ry mpanota mibebaha ianao
F'aza manamafy ny fo amin'izao
Indro efa akaiky ho avy anie ny Tompo
Mba handray anao ho mpanompo

Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Mpamaky : 274
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : daryprod
Tamin'ny : 11/06/2020 16:12:27
ID : 12822

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo