Ny ran'ny Zanak'ondry (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ran'ny zanak'ondry no voatokana hamonjy
Ny olona rehetra n'iza n'iza tsisy fetra
Izy no liona sy solofon'i Davida
Ilay mahery izay xmgrbel niantso hoe: Vita

Maty telo andro telo alina ny Tompo
Maizina ny tany horohoro sy tomany
Nefa dia nitsangana ny Tompo avy eo
Nofo amandrà ary feo

Fa Jesosy voasatroka tsilo
Indro efa natao ho fanilo
Na nolefonina sy nalambaraka
Dia efa nandresy ny andro Paka

O ry tononkira.serasera.org mpanota mibebaha ianao
F'aza manamafy ny fo amin'izao
Indro efa akaiky mryhz ho avy anie ny Tompo
Mba dyonf handray anao ho mpanompo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1084