Ny ran'ny Zanak'ondry (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ran'ny zanak'ondry no voatokana hamonjy
Ny olona rehetra n'iza n'iza tsisy fetra
Izy no liona sy solofon'i Davida
Ilay mahery idikaiyj izay niantso hoe: Vita
Maty telo andro telo alina ny Tompo
Maizina ny tany horohoro sy tomany
Nefa dia nitsangana ny Tompo avy eo
Nofo amandrà ary feo
Fa Jesosy voasatroka tsilo
Indro rqdt efa natao ho fanilo
Na nolefonina sy nalambaraka
Dia efa nandresy ny andro Paka
O ry mpanota mibebaha ianao
F'aza hahcxznr manamafy ny fo amin'izao
Indro efa akaiky tononkira.serasera.org ho avy anie ny Tompo
Mba handray anao ho mpanompo
Ny olona rehetra n'iza n'iza tsisy fetra
Izy no liona sy solofon'i Davida
Ilay mahery idikaiyj izay niantso hoe: Vita
Maty telo andro telo alina ny Tompo
Maizina ny tany horohoro sy tomany
Nefa dia nitsangana ny Tompo avy eo
Nofo amandrà ary feo
Fa Jesosy voasatroka tsilo
Indro rqdt efa natao ho fanilo
Na nolefonina sy nalambaraka
Dia efa nandresy ny andro Paka
O ry mpanota mibebaha ianao
F'aza hahcxznr manamafy ny fo amin'izao
Indro efa akaiky tononkira.serasera.org ho avy anie ny Tompo
Mba handray anao ho mpanompo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 865
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 11/06/2020 18:12
