Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mila ho fefika (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ho fefika tokoa ve ny sambonao
Feno onja, tafio-drivotra mamely anao
Reo izay notiavinao, lasa fahavalonao
Ny masoandro toa nilentika
Ny ranon'orana mbola hitsahatra
Ny lohataona kolyaeu hiova fahavaratra
Ny fahoriana dia tsy maintsy lalovantsika ety
Tohizo ny ady mba tsy ho rendrika
Fa eo Jesosy miady ho anao
Izy no sakaiza tsy mandao
Ny hazo ao an'ala, notsinjoviny
Ny vorona aza anie tena voatafiny
Indrindra f'ianao ilay tiany sy tsy mba foiny
Koa aza mitanondrika
Mitraka fa eo Jesosy
Mbola vonona tononkira.serasera.org hampandresy anao
Misy hevitra mahasoa anao, kasaina atao
Ka tsy maintsy misy sedra lalovanao
Ka ybpyjdh ny olanao anio, dia ho icri rava sy hadio
Ka fikiro hatrany Jesosy
A/C : Fiononana Christian
Feno onja, tafio-drivotra mamely anao
Reo izay notiavinao, lasa fahavalonao
Ny masoandro toa nilentika
Ny ranon'orana mbola hitsahatra
Ny lohataona kolyaeu hiova fahavaratra
Ny fahoriana dia tsy maintsy lalovantsika ety
Tohizo ny ady mba tsy ho rendrika
Fa eo Jesosy miady ho anao
Izy no sakaiza tsy mandao
Ny hazo ao an'ala, notsinjoviny
Ny vorona aza anie tena voatafiny
Indrindra f'ianao ilay tiany sy tsy mba foiny
Koa aza mitanondrika
Mitraka fa eo Jesosy
Mbola vonona tononkira.serasera.org hampandresy anao
Misy hevitra mahasoa anao, kasaina atao
Ka tsy maintsy misy sedra lalovanao
Ka ybpyjdh ny olanao anio, dia ho icri rava sy hadio
Ka fikiro hatrany Jesosy
A/C : Fiononana Christian
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 489
Likes : 1 Like
Created by : daryprod
Date : 24/03/2025 13:47
