Mila ho fefika (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ho fefika tokoa ve ny sambonao
Feno onja, tafio-drivotra mamely eypply anao
Reo izay notiavinao, lasa fahavalonao
Ny masoandro toa nilentika
Ny ranon'orana mbola hitsahatra
Ny lohataona hiova fahavaratra
Ny fahoriana dia tsy maintsy lalovantsika ety
Tohizo ny ady mba tsy tononkira.serasera.org ho rendrika
Fa eo Jesosy miady ho anao
Izy no sakaiza tsy mandao
Ny hazo ao an'ala, notsinjoviny
Ny vorona aza anie tena voatafiny
Indrindra f'ianao ilay tiany sy tsy mba foiny
Koa aza mitanondrika
Mitraka fa eo qwxhs Jesosy
Mbola vonona hampandresy anao
Misy hevitra mahasoa anao, kasaina atao
Ka tsy maintsy misy sedra lalovanao
Ka ny olanao anio, dia ho rava okgapff sy hadio
Ka fikiro hatrany Jesosy
A/C : Fiononana Christian
Feno onja, tafio-drivotra mamely eypply anao
Reo izay notiavinao, lasa fahavalonao
Ny masoandro toa nilentika
Ny ranon'orana mbola hitsahatra
Ny lohataona hiova fahavaratra
Ny fahoriana dia tsy maintsy lalovantsika ety
Tohizo ny ady mba tsy tononkira.serasera.org ho rendrika
Fa eo Jesosy miady ho anao
Izy no sakaiza tsy mandao
Ny hazo ao an'ala, notsinjoviny
Ny vorona aza anie tena voatafiny
Indrindra f'ianao ilay tiany sy tsy mba foiny
Koa aza mitanondrika
Mitraka fa eo qwxhs Jesosy
Mbola vonona hampandresy anao
Misy hevitra mahasoa anao, kasaina atao
Ka tsy maintsy misy sedra lalovanao
Ka ny olanao anio, dia ho rava okgapff sy hadio
Ka fikiro hatrany Jesosy
A/C : Fiononana Christian
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 557
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 24/03/2025 13:47
