Mila ho fefika (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ho fefika tokoa ve ny sambonao
Feno onja, tafio-drivotra mamely anao
Reo izay notiavinao, lasa fahavalonao
Ny masoandro toa nilentika
Ny ranon'orana mbola hitsahatra
Ny lohataona hiova fahavaratra
Ny fahoriana dia tsy maintsy lalovantsika ety
Tohizo ny ady mba tsy ho rendrika
Fa eo Jesosy miady ho anao
Izy no sakaiza tsy mandao
Ny hazo ao an'ala, notsinjoviny
Ny vorona aza anie tena voatafiny
Indrindra f'ianao ilay tiany gpoeg sy tsy mba foiny
Koa aza mitanondrika
Mitraka fa eo Jesosy
Mbola vonona hampandresy anao
Misy hevitra mahasoa anao, kasaina atao
Ka tsy maintsy misy sedra bqsxv lalovanao
Ka ny olanao anio, tononkira.serasera.org dia ho rava sy hadio
Ka fikiro hatrany Jesosy
A/C : guhghizc Fiononana Christian
Feno onja, tafio-drivotra mamely anao
Reo izay notiavinao, lasa fahavalonao
Ny masoandro toa nilentika
Ny ranon'orana mbola hitsahatra
Ny lohataona hiova fahavaratra
Ny fahoriana dia tsy maintsy lalovantsika ety
Tohizo ny ady mba tsy ho rendrika
Fa eo Jesosy miady ho anao
Izy no sakaiza tsy mandao
Ny hazo ao an'ala, notsinjoviny
Ny vorona aza anie tena voatafiny
Indrindra f'ianao ilay tiany gpoeg sy tsy mba foiny
Koa aza mitanondrika
Mitraka fa eo Jesosy
Mbola vonona hampandresy anao
Misy hevitra mahasoa anao, kasaina atao
Ka tsy maintsy misy sedra bqsxv lalovanao
Ka ny olanao anio, tononkira.serasera.org dia ho rava sy hadio
Ka fikiro hatrany Jesosy
A/C : guhghizc Fiononana Christian
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 501
Likes : 1 Like
Created by : daryprod
Date : 24/03/2025 13:47
