Maty antoka (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty antoka anie ianao amin'izao fombanao izao
Raha mivavaka ianao anio rahampitso mande mania
Fa ny fiainana e ry lahy tsy azonao hiodivirana
Maty antoka, tsy mijanona amin'ny fombany(2)
Raha makato am-piangonana mentae ato ianao
Ka mahafoy ora vitsivitsy zupr ao, inona vxoo e no tombontsoa ho azonao
Fa hiady hevitra tononkira.serasera.org hitsara koa ny finoana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 645
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:36