Matokia (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia ianao ry mavesatra entana o
Aza mora kivy sy mora ketraka o
Hatsaharo hatreo ny fanahianao
Fa Jesosy no efa nitondra azy ireo
Ho anao indrindra anie
Ny hiranay anio
Ndrao ianao hiteny hoe “Ray tononkira.serasera.org ô reraka aho”
Ka hitsahatra tsy miady
Hivarina any an-kady
Tapi-dalana haleha
Tsisy maharombaka ny an-tanany
Feno fiadanana ny fiainany
Sambatra izay mialoka aminy
Fa feno fiarovana ny làlany
Io olana io, efa jgjnz novahany
Fa jfmzgg mpamonjy mora azo indrindra
Amin'ny Fahoriana izy
Matokia, Tandremo aza nisalasala
Matokia, Ny Tompo wyulrf no efa mahalala
Matokia .......
Fa Jesosy no efa nitondra azy ireo
Aza mora kivy sy mora ketraka o
Hatsaharo hatreo ny fanahianao
Fa Jesosy no efa nitondra azy ireo
Ho anao indrindra anie
Ny hiranay anio
Ndrao ianao hiteny hoe “Ray tononkira.serasera.org ô reraka aho”
Ka hitsahatra tsy miady
Hivarina any an-kady
Tapi-dalana haleha
Tsisy maharombaka ny an-tanany
Feno fiadanana ny fiainany
Sambatra izay mialoka aminy
Fa feno fiarovana ny làlany
Io olana io, efa jgjnz novahany
Fa jfmzgg mpamonjy mora azo indrindra
Amin'ny Fahoriana izy
Matokia, Tandremo aza nisalasala
Matokia, Ny Tompo wyulrf no efa mahalala
Matokia .......
Fa Jesosy no efa nitondra azy ireo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 670
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:50
